Genesis 48:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Josefa tamin’ny rainy: Zanako ireto nomen’Andriamanitra ahy tatỳ. Dia hoy Israely: Ento eto amiko ary izy mba hotsofiko rano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Josefa tamin-drainy: «Ireo no zanako nomen’Andriamanitra ahy tatỳ» Ary hoy izy: «Mba ampandrosoy kely ho eto anilako izy, hotsofiko rano.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa ny navalin’i Jôsefa azy: –Ireo no zanaka lahy izay nomen’Andriamanitra ahy teto Ejipta. Ka hoy i Jakôba hoe: –Mba ento eto anilako àry ireo, dia hotsofiko rano.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Josefa tamin-drainy: Zanako ireto, izay nomen'Andriamanitra ahy tatỳ. Ary hoy izy: Masìna ianao, ento eto amiko izy, dia hotsofiko rano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Josefa tamin’ny rainy: Zanako ireto nomen’Andriamanitra ahy tatỳ. Dia hoy Israely: Ento eto amiko ary izy mba hotsofiko rano.
malagasy
Ary hoy Josefa tamin-drainy: Zanako ireto, izay nomen'Andriamanitra ahy tatỳ. Ary hoy izy: Masìna ianao, ento eto amiko izy, dia hotsofiko rano.