Genesis 49:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho voaozona anie ny fahatezerany, satria nasiaka izany ary ny fahavinirany, satria loza izany! Hampihahakahaka azy eny amin’i Jakoba aho ary hanely azy eny amin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho voaozona anie ny fahatezerany, fa nasiaka izany; ary koa ny fahavinirany, fa loza izany. Hizarazara azy amin’i Jakôba aho, ary hampihahaka azy amin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho voaozona anie ny hatezerany tafahoatra ary ny havinirany tsy mifaditrovana. Haparitako ny taranany ka haeliko eran’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ho voaozona anie ny fahatezerany, fa nasiaka izany, ary ny fahavinirany, fa loza izany; hampihahakahaka azy eny amin'i Jako­ba aho, ary hanely azy eny amin'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho voaozona anie ny fahatezerany, satria nasiaka izany ary ny fahavinirany, satria loza izany! Hampihahakahaka azy eny amin’i Jakoba aho ary hanely azy eny amin’ny Israely.
malagasy
Ho voaozona anie ny fahatezerany, fa nasiaka izany, ary ny fahavinirany, fa loza izany; hampihahakahaka azy eny amin'i Jako­ba aho, ary hanely azy eny amin'Isiraely.