Genesis 5:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ity no boky milaza ny taranak’i Adama. Tamin’ny andro naharian’Andriamanitra ny olona dia tahaka ny tarehin’Andriamanitra no nanaovany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ity no boky misy ny tantaran’i Adama. Tamin’ny naharian’Andriamanitra ny olombelona dia nataony manahaka an’Andriamanitra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ity no lisitry ny taranak’i Adama: Tamin’ny andro naharian’Andriamanitra ny olombelona, dia nataon’Andriamanitra manahaka Azy ny olombelona.
Malagasy Bible 1865
Ity no boky milaza ny taranak'i Adama: Tamin'ny andro namoronan'Andriamanitra ny olona dia tahaka ny tarehin'Andriamanitra no nanaovany azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ity no boky milaza ny taranak’i Adama. Tamin’ny andro naharian’Andriamanitra ny olona dia tahaka ny tarehin’Andriamanitra no nanaovany azy.
malagasy
[Ny taranak'i Adama tamin'i Seta ka hatramin'i Noa] Ity no boky milaza ny taranak'i Adama: Tamin'ny andro namoronan'Andriamanitra ny olona dia tahaka ny tarehin'Andriamanitra no nanaovany azy;