Genesis 5:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andro niainan’i Enosy taorianan’ny niterahany an’i Kenana dia dimy amby folo sy valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola velona dimy ambin’ny folo amby valon-jato taona i Enôsy taorian’ny niterahany an’i Kainany, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’ny nahaterahan’i Kenàna, dia mbola velona nandritra ny 815 taona i Enôsa, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro niainan'i Enosy taorian'ny niterahany an'i Kenana dia dimy ambin'ny folo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andro niainan’i Enosy taorianan’ny niterahany an’i Kenana dia dimy amby folo sy valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
malagasy
Ary ny andro niainan'i Enosy taorian'ny niterahany an'i Kenana dia dimy ambin'ny folo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy;