Genesis 5:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andro rehetra niainan’i Enosy dia dimy sy sivinjato taona; dia maty izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dimy amby sivin-jato taona ny andro rehetra niainan’i Enôsy, dia maty izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy 905 taona ny andro rehetra niainan’i Enôsa, dia maty izy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro rehetra niainan'i Enosy dia dimy amby sivin-jato taona; dia maty izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andro rehetra niainan’i Enosy dia dimy sy sivinjato taona; dia maty izy.
malagasy
Ary ny andro rehetra niainan'i Enosy dia dimy amby sivin-jato taona; dia maty izy.