Genesis 5:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fitopolo taona i Kenana raha niteraka an’i Mahalalila.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fitopolo taona ny andro niainan’i Kainany vao niteraka an’i Malaleela izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa feno 70 taona i Kenàna, dia niteraka an’i Mahalalèla.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa fito-polo taona ny andro niainan'i Kenana, dia niteraka an'i Mahalalila izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fitopolo taona i Kenana raha niteraka an’i Mahalalila.
malagasy
Ary rehefa fito-polo taona ny andro niainan'i Kenana, dia niteraka an'i Mahalalila izy.