Genesis 5:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andro niainan’i Kenana taorianan’ny niterahany an’i Mahalalila dia efapolo sy valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola velona efapolo sy valon-jato taona i Kainany taorian’ny niterahany an’i Malaleela, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’ny nahaterahan’i Mahalalèla, dia mbola velona 840 taona i Kanàna, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro niainan'i Kenana taorian'ny niterahany an'i Mahalalila dia efa-polo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andro niainan’i Kenana taorianan’ny niterahany an’i Mahalalila dia efapolo sy valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
malagasy
Ary ny andro niainan'i Kenana taorian'ny niterahany an'i Mahalalila dia efa-polo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.