Genesis 5:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andro rehetra niainan’i Kenana dia folo sy sivinjato taona; dia maty izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Folo amby sivin-jato taona no andro rehetra niainan’i Kainany; dia maty izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy 910 taona ny andro rehetra niainan’i Kenàna, dia maty izy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro rehetra niainan'i Kenana dia folo amby sivin-jato taona; dia maty izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andro rehetra niainan’i Kenana dia folo sy sivinjato taona; dia maty izy.
malagasy
Ary ny andro rehetra niainan'i Kenana dia folo amby sivin-jato taona; dia maty izy.