Genesis 5:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dimy amby enimpolo taona i Mahalalila raha niteraka an’i Jareda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dimy amby enimpolo taona ny andro niainan’i Malaleela, vao niteraka an’i Jareda izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa feno 65 taona i Mahalalèla, dia niteraka an’i Jerada.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa dimy amby enim-polo taona ny andro niainan'i Mahalalila, dia niteraka an'i Jareda izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dimy amby enimpolo taona i Mahalalila raha niteraka an’i Jareda.
malagasy
Ary rehefa dimy amby enim-polo taona ny andro niainan'i Mahalalila, dia niteraka an'i Jareda izy.