Genesis 5:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andro niainan’i Mahalalila taorianan’ny niterahany an’i Jareda dia telopolo sy valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola velona telopolo amby valon-jato taona i Malaleela taorian’ny niterahany an’i Jareda, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’ny nahaterahan’i Jereda, dia mbola velona nandritra ny 830 taona i Mahalalèla, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro niainan'i Mahalalila taorian'ny niterahany an'i Jareda dia telo-polo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andro niainan’i Mahalalila taorianan’ny niterahany an’i Jareda dia telopolo sy valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
malagasy
Ary ny andro niainan'i Mahalalila taorian'ny niterahany an'i Jareda dia telo-polo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.