Genesis 5:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andro rehetra niainan’i Mahalalila dia dimy amby sivifolo sy valonjato taona; dia maty izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dimy amby sivifolo sy valon-jato taona no andro rehetra niainan’i Malaleela; dia maty izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy 895 taona ny andro rehetra niainan’i Mahalalèla, dia maty izy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro rehetra niainan'i Mahalalila dia dimy amby sivi-folo amby valon-jato taona; dia maty izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andro rehetra niainan’i Mahalalila dia dimy amby sivifolo sy valonjato taona; dia maty izy.
malagasy
Ary ny andro rehetra niainan'i Mahalalila dia dimy amby sivi-folo amby valon-jato taona; dia maty izy.