Genesis 5:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Roa amby enimpolo amby zato taona i Jereda raha niteraka an’i Enoka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Roa amby enimpolo amby zato taona ny andro niainan’i Jareda vao niteraka an’i Enôka izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa feno 162 taona i Jereda, dia niteraka an’i Henôka.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa roa amby enim-polo amby zato taona ny andro niainan'i Jareda dia niteraka an'1 Enoka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Roa amby enimpolo amby zato taona i Jereda raha niteraka an’i Enoka.
malagasy
Ary rehefa roa amby enim-polo amby zato taona ny andro niainan'i Jareda dia niteraka an'1 Enoka izy.