Genesis 5:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andro niainan’i Jereda taorianan’ny niterahany an’i Enoka dia valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola velona valon-jato taona i Jareda taorian’ny niterahany an’i Enôka, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’ny nahaterahan’i Henôka, dia mbola velona 800 taona i Jereda, ary niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro niainan'i Jareda taorian'ny niterahany niterahany an'i Enoka dia valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andro niainan’i Jereda taorianan’ny niterahany an’i Enoka dia valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
malagasy
Ary ny andro niainan'i Jareda taorian'ny niterahany niterahany an'i Enoka dia valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.