Genesis 5:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lahy sy vavy no nahariany azy ireo; dia nitahy azy Izy ka nanao ny anarany hoe Adama, tamin’ny andro nahariany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lahy sy vavy no nahariany azy; ary notsofiny rano izy, ary nomeny anarana hoe Olombelona, tamin’ny nahariany azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lehilahy sy vehivavy no nahariany azy, dia nitsodrano azy Izy ka niantso azy hoe olombelona tamin’ny andro nahariany azy.
Malagasy Bible 1865
lahy sy vavy no namoronany azy; dia nitahy azy Izy ka nanao ny anarany hoe Adama tamin'ny andro namoronany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lahy sy vavy no nahariany azy ireo; dia nitahy azy Izy ka nanao ny anarany hoe Adama, tamin’ny andro nahariany azy.
malagasy
lahy sy vavy no namoronany azy; dia nitahy azy Izy ka nanao ny anarany hoe Adama tamin'ny andro namoronany azy.