Genesis 5:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andro rehetra niainan’i Jereda dia roa amby enimpolo sy sivinjato taona; dia maty izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Roa amby enimpolo amby sivin-jato taona no andro rehetra niainan’i Jareda, dia maty izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy 962 taona ny andro rehetra niainan’i Jereda, dia maty izy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro rehetra niainan'i Jareda dia roa amby enim-polo amby sivin-jato taona; dia maty izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andro rehetra niainan’i Jereda dia roa amby enimpolo sy sivinjato taona; dia maty izy.
malagasy
Ary ny andro rehetra niainan'i Jareda dia roa amby enim-polo amby sivin-jato taona; dia maty izy.