Genesis 5:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dimy amby enimpolo taona i Enoka raha niteraka an’i Metosela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dimy amby enimpolo taona ny andro niainan’i Enôka vao niteraka an’i Matosalema izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa feno 65 taona i Henôka, dia niteraka an’i Metosèla.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa dimy amby enim-polo taona ny andro niainan'i Enoka, dia niteraka an'i Metosela izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dimy amby enimpolo taona i Enoka raha niteraka an’i Metosela.
malagasy
Ary rehefa dimy amby enim-polo taona ny andro niainan'i Enoka, dia niteraka an'i Metosela izy.