Genesis 5:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niara-nandeha tamin’Andriamanitra telonjato taona i Enoka taorianan’ny niterahany an’i Metosela; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola nizotra nifanaraka tamin’Andriamanitra telon-jato taona i Enôka, taorian’ny niterahany an’i Matosalema, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niara-nandeha tamin’Andriamanitra i Henôka, ka taorian’ny nahaterahan’i Metosèla dia mbola velona 300 taona izy ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.
Malagasy Bible 1865
Ary niara-nandeha tamin'Andriamanitra telon-jato taona Enoka taorian'ny niterahany an'i Metosela; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niara-nandeha tamin’Andriamanitra telonjato taona i Enoka taorianan’ny niterahany an’i Metosela; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
malagasy
Ary niara-nandeha tamin'Andriamanitra telon-jato taona Enoka taorian'ny niterahany an'i Metosela; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.