Genesis 5:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andro rehetra niainan’i Enoka dia dimy amby enimpolo sy telonjato taona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dimy amby enimpolo sy telon-jato taona no andro rehetra niainan’i Enôka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy 365 taona ny andro rehetra niainan’i Henôka.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro rehetra niainan'i Enoka dia dimy amby enim-polo amby telon-jato taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andro rehetra niainan’i Enoka dia dimy amby enimpolo sy telonjato taona.
malagasy
Ary ny andro rehetra niainan'i Enoka dia dimy amby enim-polo amby telon-jato taona.