Genesis 5:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fito amby valopolo amby zato taona i Metosela raha niteraka an’i Lameka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fito amby valopolo amby zato taona ny andro niainan’i Matosalema vao niteraka an’i Lameka izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa feno 187 taona i Metosèla, dia niteraka an’i Lamèka.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa fito amby valo-polo amby zato taona ny andro niainan'i Metosela, dia niteraka an'i Lameka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fito amby valopolo amby zato taona i Metosela raha niteraka an’i Lameka.
malagasy
Ary rehefa fito amby valo-polo amby zato taona ny andro niainan'i Metosela, dia niteraka an'i Lameka izy.