Genesis 5:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andro niainan’i Metosela taorianan’ny niterahany an’i Lameka dia roa amby valopolo sy fitonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola velona roa amby valopolo sy fiton-jato taona Matosalema taorian’ny niterahany an’i Lameka, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’ny nahaterahan’i Lamèka, dia mbola velona nandritra ny 782 taona i Metosèla ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro niainan'i Metosela taorian'ny niterahany an'i Lameka dia roa amby valo-polo amby fiton-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andro niainan’i Metosela taorianan’ny niterahany an’i Lameka dia roa amby valopolo sy fitonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
malagasy
Ary ny andro niainan'i Metosela taorian'ny niterahany an'i Lameka dia roa amby valo-polo amby fiton-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.