Genesis 5:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andro rehetra niainan’i Metosela dia sivy amby enimpolo sy sivinjato taona; dia maty izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sivy amby enimpolo sy sivin-jato taona no andro rehetra niainan’i Matosalema; dia maty izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy 969 taona ny andro rehetra niainan’i Metosèla, dia maty izy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro rehetra niainan'i Metosela dia sivy amby enim-polo amby sivin-jato taona; dia maty izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andro rehetra niainan’i Metosela dia sivy amby enimpolo sy sivinjato taona; dia maty izy.
malagasy
Ary ny andro rehetra niainan'i Metosela dia sivy amby enim-polo amby sivin-jato taona; dia maty izy.