Genesis 5:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny anarany nataony hoe Noa, fa hoy izy: Ity no hampionona antsika amin’ny asantsika sy ny fisasaran’ny tanantsika noho ny tany izay nozonin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nataony hoe Nôe no anarany, fa hoy izy: Ity no hanamaivana antsika amin’ny fahasasarantsika sy amin’ny asa tanana mahasasatra avy amin’ity tany efa voaozon’i Iaveh ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ny anarany nataony hoe Noà, fa hoy izy hoe: –Ity no hampionona anay amin’ny asa mafy sy ny fahasahirananay noho ny nanozonan’ny TOMPO ny tany.
Malagasy Bible 1865
ary ny anarany nataony hoe Noa, fa hoy izy: Ity no hampionona antsika amin'ny asantsika sy ny fisasaran'ny tanantsika noho ny tany izay voaozon'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny anarany nataony hoe Noa, fa hoy izy: Ity no hampionona antsika amin’ny asantsika sy ny fisasaran’ny tanantsika noho ny tany izay nozonin’NY TOMPO.
malagasy
ary ny anarany nataony hoe Noa, fa hoy izy: Ity no hampionona antsika amin'ny asantsika sy ny fisasaran'ny tanantsika noho ny tany izay voaozon'i Jehovah.