Genesis 5:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Telopolo amby zato taona i Adama raha niteraka tahaka ny tarehiny, araka ny endriny, ary ny anarany dia nataony hoe Seta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Telopolo amby zato taona ny andro niainan’i Adama vao nitera-dahy anankiray manahaka azy sy mitovy tarehy aminy, ka nomeny anarana hoe Seta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa feno 130 taona i Adama, dia niteraka zazalahy manahaka azy sy mitovy endrika aminy ary nantsoiny hoe Seta.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa telo-polo amby zato taona ny andro niainan'i Adama, dia niteraka tahaka ny tarehiny, araka ny endriny izy; ary ny anarany nataony hoe Seta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Telopolo amby zato taona i Adama raha niteraka tahaka ny tarehiny, araka ny endriny, ary ny anarany dia nataony hoe Seta.
malagasy
Ary rehefa telo-polo amby zato taona ny andro niainan'i Adama, dia niteraka tahaka ny tarehiny, araka ny endriny izy; ary ny anarany nataony hoe Seta.