Genesis 5:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andro niainan’i Lameka taorianan’ny niterahany an’i Noa dia dimy amby sivifolo sy dimanjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola velona dimy amby sivy folo sy dimanjato taona Lameka taorian’ny niterahany an’i Nôe, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’ny nahaterahan’i Noà, dia mbola velona 595 taona i Lamèka, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro niainan'i Lameka taorian'ny niterahany an'i Noa dia dimy amby sivi-folo amby diman-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andro niainan’i Lameka taorianan’ny niterahany an’i Noa dia dimy amby sivifolo sy dimanjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
malagasy
Ary ny andro niainan'i Lameka taorian'ny niterahany an'i Noa dia dimy amby sivi-folo amby diman-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.