Genesis 5:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andro rehetra niainan’i Lameka dia fito amby fitopolo sy fitonjato taona; dia maty izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary fito amby fitopolo sy fiton-jato taona no andro rehetra niainan’i Lameka; dia maty izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy 777 taona ny andro rehetra niainan’i Lamèka, dia maty izy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro rehetra niainan'i Lameka dia fito amby fito-polo amby fiton-jato taona; dia maty izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andro rehetra niainan’i Lameka dia fito amby fitopolo sy fitonjato taona; dia maty izy.
malagasy
Ary ny andro rehetra niainan'i Lameka dia fito amby fito-polo amby fiton-jato taona; dia maty izy.Ary rehefa diman-jato taona Noa, dia niteraka an'i Sema sy Hama ary Jafeta izy.