Genesis 5:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dimanjato taona i Noa raha niteraka an’i Sema sy i Hama ary i Jafeta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa dimanjato taona i Nôe, dia niteraka an’i Sema sy i Kama ary i Jafeta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa 500 taona i Noà raha niteraka an’i Sema sy i Hama ary i Jafeta.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa diman-jato taona Noa, dia niteraka an'i Sema sy Hama ary Jafeta izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dimanjato taona i Noa raha niteraka an’i Sema sy i Hama ary i Jafeta.
malagasy
Ary rehefa diman-jato taona Noa, dia niteraka an'i Sema sy Hama ary Jafeta izy.