Genesis 5:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andron’i Adama taorianan’ny niterahany an’i Seta dia valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny andron’i Adama taorian’ny niterahany an’i Seta dia valon-jato taona, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’ny nahaterahan’i Seta, dia mbola velona nandritra ny 800 taona i Adama, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andron'i Adama taorian'ny niterahany an'i Seta dia valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andron’i Adama taorianan’ny niterahany an’i Seta dia valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
malagasy
Ary ny andron'i Adama taorian'ny niterahany an'i Seta dia valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.