Genesis 5:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dimy amby zato taona i Seta raha niteraka an’i Enosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dimy amby zato taona ny andro niainan’i Seta vao niteraka an’i Enôsy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa feno 105 taona i Seta, dia niteraka an’i Enôsa.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa dimy amby zato taona ny andro niainan'i Seta, dia niteraka an'i Enosy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dimy amby zato taona i Seta raha niteraka an’i Enosy.
malagasy
Ary rehefa dimy amby zato taona ny andro niainan'i Seta, dia niteraka an'i Enosy izy.