Genesis 5:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sivifolo taona i Enosy raha niteraka an’i Kenana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sivy folo taona ny andro niainan’i Enôsy vao niteraka an’i Kainany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa feno 90 taona i Enôsa, dia niteraka an’i Kenàna.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa sivi-folo taona ny andro niainan'i Enosy, dia niteraka an'i Kenana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sivifolo taona i Enosy raha niteraka an’i Kenana.
malagasy
Ary rehefa sivi-folo taona ny andro niainan'i Enosy, dia niteraka an'i Kenana izy.