Genesis 50:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nihohoka tamin’ny tavan’ny rainy i Josefa ka nitomany teo amboniny sady nanoroka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nihohofan’i Josefa tamin’ny tavany ity rainy, ka nitomany teo aminy izy no nanoroka azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nihohoka teo amin’ny tavan’ny rainy i Jôsefa, ary nitomany sady nanoroka azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Josefa nihohoka tamin'ny tavan'ny rainy ka nitomany teo amboniny sady nanoroka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nihohoka tamin’ny tavan’ny rainy i Josefa ka nitomany teo amboniny sady nanoroka azy.
malagasy
Ary Josefa nihohoka tamin'ny tavan'ny rainy ka nitomany teo amboniny sady nanoroka azy.