Genesis 50:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nitondra azy tany amin’ny tany Kanana ka nandevina azy tao amin’ny zohy ao amin’ny saha Makpela, tandrifin’i Mamre, dia ilay novidin’i Abrahama niaraka tamin’ny saha, tamin’i Efrona hetita, ho tany fandevenana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitondra azy ho any amin’ny tany Kanaana ny zanany, dia nandevina azy ao amin’ny zohy, amin’ny sahan’i Makpelà, izay novidin’i Abrahama mbamin’ny saha tamin’i Efrôna, Heteanina, mba hananany fasana ho azy, tandrifin’i Mambre.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nentiny nankany amin’ny tany Kanahàna ny fatin-drainy ary naleviny tao amin’ny zohy tao an-tsahan’i Makpelà, teo akaikin’i Mamre. Fa novidîn’i Abrahama tamin’i Hefrôna izay hetita io saha io mba ho tany fandevenana.
Malagasy Bible 1865
dia nitondra azy tany amin'ny tany Kanana, ary nandevina azy tao amin'ny zohy amin'ny saha Makpela, tandrifin'i Mamre, dia ilay novidin'i Abrahama mbamin'ny saha tamin'i Efrona Hetita ho tany fandevenana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nitondra azy tany amin’ny tany Kanana ka nandevina azy tao amin’ny zohy ao amin’ny saha Makpela, tandrifin’i Mamre, dia ilay novidin’i Abrahama niaraka tamin’ny saha, tamin’i Efrona hetita, ho tany fandevenana.
malagasy