Genesis 50:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa voalevina ny rainy dia niverina tany Ejipta i Josefa sy ny rahalahiny mbamin’izay rehetra niara-niakatra taminy handevina ny rainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony vita levenana i rainy dia niverina ho any Ejipta i Josefa mbamin’ny rahalahiny, sy izay rehetra niara-niakatra taminy handevina an-drainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa avy nandevina ny rainy i Jôsefa, dia niverina tany Ejipta ny tenany sy ireo rahalahiny mbamin’ireo olona rehetra izay niara-niakatra taminy handevina ny rainy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa voalevin'i Josefa ny rainy, dia niverina tany Egypta izy sy ny rahalahiny mbamin'izay rehetra niara-niakatra taminy handevina ny rainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa voalevina ny rainy dia niverina tany Ejipta i Josefa sy ny rahalahiny mbamin’izay rehetra niara-niakatra taminy handevina ny rainy.
malagasy
Ary rehefa voalevin'i Josefa ny rainy, dia niverina tany Egypta izy sy ny rahalahiny mbamin'izay rehetra niara-niakatra taminy handevina ny rainy.