Genesis 50:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nandefa iraka nankany amin’i Josefa izy ireo ka niteny hoe: Nanafatra ny rainao, fony izy tsy mbola maty,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nampilaza tamin’i Josefa izy nanao hoe: «Nanafatra i rainao talohan’ny nahafatesany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia nandefa teny nankany amin’i Jôsefa izy hoe: –Ny rainao, talohan’ny nahafatesany, dia nanafatra hoe:
Malagasy Bible 1865
Dia naniraka nankany amin'i Josefa izy ka nanao hoe: Ny rainao nanafatra, fony izy tsy mbola maty,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nandefa iraka nankany amin’i Josefa izy ireo ka niteny hoe: Nanafatra ny rainao, fony izy tsy mbola maty,
malagasy
Dia naniraka nankany amin'i Josefa izy ka nanao hoe: Ny rainao nanafatra, fony izy tsy mbola maty,