Genesis 50:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nanatona azy ny rahalahiny ka niankohoka teo anatrehany sady niteny hoe: Indreto izahay ho mpanomponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny tenan’ireo rahalahiny dia tonga niankohoka teo anatrehany nanao hoe: «Mpanomponao izahay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga tany amin’i Jôsefa rahateo koa ireto rahalahiny ka niankohoka teo anatrehany sady nilaza hoe: –Indreto izahay ho mpanomponao.
Malagasy Bible 1865
Koa nanatona azy ny rahalahiny, dia nianko­hoka teo anatrehany ka nanao hoe: Indreto izahay ho mpanomponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nanatona azy ny rahalahiny ka niankohoka teo anatrehany sady niteny hoe: Indreto izahay ho mpanomponao.
malagasy
Koa nanatona azy ny rahalahiny, dia nianko­hoka teo anatrehany ka nanao hoe: Indreto izahay ho mpanomponao.