Genesis 50:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Josefa tamin’izy ireo: Aza matahotra! Moa solon’Andriamanitra va aho?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Josefa tamin’izy ireo: «Aoka tsy hanan-tahotra ianareo; fa moa solon’Andriamanitra va aho?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jôsefa taminy: –Aza matahotra ianareo, fa tsy haka ny toeran’Andriamanitra aho.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Josefa taminy: Aza matahotra; fa moa solon'Andriamanitra va aho?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Josefa tamin’izy ireo: Aza matahotra! Moa solon’Andriamanitra va aho?
malagasy
Ary hoy Josefa taminy: Aza matahotra; fa moa solon'Andriamanitra va aho?