Genesis 50:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo no nisaina hanisy ratsy ahy fa Andriamanitra kosa nisaina izany ho soa, mba hahatonga izany ho tahaka ny amin’izao anio izao, hamelona olona betsaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hanisy ratsy ahy no tao an-tsainareo; fa ny hampisy soa avy amin’izany kosa no tao an-tsain’Andriamanitra, mba hahatanteraka izao hita anio izao, mba hamonjy ny ain’ny vahoaka maro be.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nikendry hanisy ratsy ahy ianareo fa Andriamanitra kosa nanova izany ratsy izany ho soa mba hamonjeny vahoaka marobe araka izao hitanareo ankehitriny izao.
Malagasy Bible 1865
Hianareo no nisaina hanisy ratsy ahy; fa Andriamanitra kosa nisaina izany ho soa, hanao tahaka ny amin'izao anio izao, hamelona olona betsaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo no nisaina hanisy ratsy ahy fa Andriamanitra kosa nisaina izany ho soa, mba hahatonga izany ho tahaka ny amin’izao anio izao, hamelona olona betsaka.
malagasy
Hianareo no nisaina hanisy ratsy ahy; fa Andriamanitra kosa nisaina izany ho soa, hanao tahaka ny amin'izao anio izao, hamelona olona betsaka.