Genesis 50:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Josefa sy ny ankohonan’ny rainy dia nonina tany Ejipta. Folo amby zato taona ny andro niainan’i Josefa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia nonina tany Ejipta i Josefa, izy sy ny ankohonan-drainy. Folo amby zato taona no andro niainany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nipetraka tany Ejipta i Jôsefa sy ny ankohonan-drainy. Folo amby zato taona no andro niainan’i Jôsefa,
Malagasy Bible 1865
Ary Josefa sy ny ankohonan'ny rainy nonina tany Egypta; ary ny andro niainan'i Josefa dia folo amby zato taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Josefa sy ny ankohonan’ny rainy dia nonina tany Ejipta. Folo amby zato taona ny andro niainan’i Josefa.
malagasy
Ary Josefa sy ny ankohonan'ny rainy nonina tany Egypta; ary ny andro niainan'i Josefa dia folo amby zato taona.