Genesis 50:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitan’i Josefa ny zafiafin’i Efraima; ny zanak’i Makira, zanakalahin’i Manase koa dia naterak’i Josefa teo am-pofoany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahita ny terak’i Efraima hatramin’ny taranaka fahatelo izy. Ary nisy koa zanak’i Makira zanak’i Manase izay teraka ka noraisin’i Josefa teo am-pofoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nahita ny zafiafin’i Efraîma zanany lahy izy ary nanangana ireo zanak’i Makira izay zafikeliny sady zanakalahin’i Manase.
Malagasy Bible 1865
Ary hitan'i Josefa ny zafiafin'i Efraima; ny zanak'i Makira koa, zanakalahin'i Manase, dia noraisin'i Josefa ho eo am-pofoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitan’i Josefa ny zafiafin’i Efraima; ny zanak’i Makira, zanakalahin’i Manase koa dia naterak’i Josefa teo am-pofoany.
malagasy
Ary hitan'i Josefa ny zafiafin'i Efraima; ny zanak'i Makira koa, zanakalahin'i Manase, dia noraisin'i Josefa ho eo am-pofoany.