Genesis 50:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia maty i Josefa rehefa folo amby zato taona. Nohosorana zava-manitra izy ka napetraka tao anatin’ny vata iray tany Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia maty i Josefa rehefa folo amby zato taona. Nohosorana zava-manitra izy, dia napetraka anaty vatam-paty tany Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maty i Jôsefa, rehefa feno 110 taona. Nohosorana zava-manitra ny fatiny; ary tao anaty vata vato no nametrahana azy tany Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Dia maty Josefa, rehefa folo amby zato taona; ary dia nohosorany zava-manitra izy ka napetrany tao anatin'ny vata tany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia maty i Josefa rehefa folo amby zato taona. Nohosorana zava-manitra izy ka napetraka tao anatin’ny vata iray tany Ejipta.
malagasy
Dia maty Josefa, rehefa folo amby zato taona; ary dia nohosorany zava-manitra izy ka napetrany tao anatin'ny vata tany Egypta.