Genesis 50:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tapitra ny andro nisaonana azy dia hoy i Josefa tamin’ireo tao an-tranon’i Farao hoe: Raha mba nahita fitia teo imasonareo aho dia miangavy anareo, mitenena amin’i Farao ka lazao aminy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tapitra ny andro nisaonany azy, dia niteny i Josefa tamin’ny olona ao an-tranon’i Faraôna nanao hoe: «Raha mba nahita fitia teo imasonareo koa aho, dia mba lazao kely ho henon’i Faraôna izao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony afaka ny andro fisaonana, dia hoy i Jôsefa tamin’ireo olona akaikin’ny Farao: –Raha mba mahita sitraka aminareo aho, dia mba ampitao amin’ny Farao izao teniko izao:
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tapitra ny andro nisaonana azy, Josefa dia niteny tamin'ny tao an-tranon'i Farao ka nanao hoe: Raha mba nahita fitia eo imasonareo aho, masìna ianareo, lazao amin'i Farao, ka ataovy hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tapitra ny andro nisaonana azy dia hoy i Josefa tamin’ireo tao an-tranon’i Farao hoe: Raha mba nahita fitia teo imasonareo aho dia miangavy anareo, mitenena amin’i Farao ka lazao aminy hoe:
malagasy
Ary rehefa tapitra ny andro nisaonana azy, Josefa dia niteny tamin'ny tao an-tranon'i Farao ka nanao hoe: Raha mba nahita fitia eo imasonareo aho, masìna ianareo, lazao amin'i Farao, ka ataovy hoe: