Genesis 50:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny raiko dia efa nampianiana ahy hoe: Indro, ho faty aho. Koa ao amin’ny fasako, izay nohadiko any amin’ny tany Kanana, ao no andeveno ahy. Koa ankehitriny, trara antitra ianao, aoka hiakatra handevina ny raiko aho dia hiverina atỳ indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasain’ikaky nianiana aho, nataony hoe: ‹Indro ho faty aho, ka any amin’ny fasana nohadiko ho ahy any amin’ny tany Kanaana no handevenanao ahy›. Ka mba te hiakatra any aho handevina ny raiko ary mbola hiverina indray.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Alohan’ny nahafatesan-draiko, dia nampianiana ahy izy mba handevina azy any amin’ny fasana izay efa nomaniny any Kanahàna. Koa ankehitriny aoka aho mba hiakatra handevina ny raiko; rehefa izany dia hiverina indray aho.»
Malagasy Bible 1865
Ny raiko efa nampianiana ahy ka nanao hoe: Indro, ho faty aho; koa ao amin'ny fasako, izay nohadiko ho ahy any amin'ny tany Kanana, dia ao no andeveno ahy. Koa ankehitriny, trarantitra ianao, aoka aho hiakatra handevina ny raiko, dia hiverina atỳ indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny raiko dia efa nampianiana ahy hoe: Indro, ho faty aho. Koa ao amin’ny fasako, izay nohadiko any amin’ny tany Kanana, ao no andeveno ahy. Koa ankehitriny, trara antitra ianao, aoka hiakatra handevina ny raiko aho dia hiverina atỳ indray.
malagasy