Genesis 50:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Farao: Miakara ary ka aleveno ny rainao araka izay nampianianany anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny navalin’i Faraôna: «Miakara àry, aleveno ny rainao, araka ny nampianianany anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomen’ny Farao lalana i Jôsefa mba handeha handevina ny rainy araka izay efa nianianany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Farao: Miakara ary, ka aleveno ny rainao araka izay nampianianany anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Farao: Miakara ary ka aleveno ny rainao araka izay nampianianany anao.
malagasy
Ary hoy Farao: Miakara ary, ka aleveno ny rainao araka izay nampianianany anao.