Genesis 50:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasa niakatra handevina ny rainy i Josefa. Niara-niakatra taminy koa ny mpanompon’i Farao rehetra, dia ny loholona tao an-tranony sy ny loholona rehetra tany amin’ny tany Ejipta
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niakatra handevina an-drainy i Josefa. Niara-niakatra taminy koa ny mpanompon’i Faraôna rehetra, ny loholona tao an-tranony, ny loholona rehetra tamin’ny tany Ejipta,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niainga i Jôsefa handevina ny rainy; niaraka taminy ireo olona ambony tao an-dapan’ny Farao sy ny loholona rehetra tao Ejipta,
Malagasy Bible 1865
Dia lasa niakatra Josefa handevina ny rainy; ary niara-niakatra taminy ny mpanompon'i Farao rehetra, dia ny loholona tao an-tranony sy ny loholona rehetra tany amin'ny tany Egypta,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasa niakatra handevina ny rainy i Josefa. Niara-niakatra taminy koa ny mpanompon’i Farao rehetra, dia ny loholona tao an-tranony sy ny loholona rehetra tany amin’ny tany Ejipta
malagasy
Dia lasa niakatra Josefa handevina ny rainy; ary niara-niakatra taminy ny mpanompon'i Farao rehetra, dia ny loholona tao an-tranony sy ny loholona rehetra tany amin'ny tany Egypta,