Genesis 50:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny ankohonan’i Josefa rehetra sy ny rahalahiny mbamin’ny ankohonan’ny rainy; ny ankizy madinika sy ny ondriny aman’osiny ary ny ombiny ihany no navelany tao amin’ny tany Gosena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny ankohonan’i Josefa rehetra, ny rahalahiny ary ny ankohonan-drainy. Ny ankizy madinika sy ny ondry ary ny omby ihany no sisa najanony teo amin’ny tany Gesena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny ankohonan’i Jôsefa manontolo mbamin’ireo rahalahiny ary ireo olon-kafa rehetra tao amin’ny fianakavian-drainy. Tsy nisy najanona tao amin’ny faritr’i Gôsena, afa-tsy ny ankizy sy ny biby fiompy ihany.
Malagasy Bible 1865
ary ny ankohonan'i Josefa rehetra sy ny rahalahiny ary ny ankohonan-drainy; ny ankizy madinika sy ny ondriny aman'osiny sy ny ombiny ihany no navelany tao amin'ny tany Gosena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny ankohonan’i Josefa rehetra sy ny rahalahiny mbamin’ny ankohonan’ny rainy; ny ankizy madinika sy ny ondriny aman’osiny ary ny ombiny ihany no navelany tao amin’ny tany Gosena.
malagasy
ary ny ankohonan'i Josefa rehetra sy ny rahalahiny ary ny ankohonan-drainy; ny ankizy madinika sy ny ondriny aman'osiny sy ny ombiny ihany no navelany tao amin'ny tany Gosena.