Genesis 50:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy kalesy sy mpitaingin-tsoavaly koa niara-niakatra taminy ka lehibe dia lehibe ny toby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy kalesy ama-mpitaingin-tsoavaly maro koa, niara-niakatra taminy, ka dia be ny mpanotrona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy andian-kalesy sy mpitaingin-tsoavaly koa niara-niakatra taminy, ka nafonja tokoa ny andian’olona mpanotrona.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy kalesy sy mpitaingin-tsoavaly niara-niakatra taminy koa, ka lehibe dia lehibe ny tobiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy kalesy sy mpitaingin-tsoavaly koa niara-niakatra taminy ka lehibe dia lehibe ny toby.
malagasy
Ary nisy kalesy sy mpitaingin-tsoavaly niara-niakatra taminy koa, ka lehibe dia lehibe ny tobiny.