Genesis 6:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nihamaro ny olona tetỳ ambonin’ny tany ka niteraka zazavavy maro izy ireo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa niantomboka ho maro ny olona teto ambonin’ny tany ary efa niteraka zazavavy izy
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa nanomboka nihamaro ny olona teto ambonin’ny tany ka niteraka zazavavy maro,
Malagasy Bible 1865
Ary raha vao nihamaro ny olona tambonin'ny tany ka teraka zazavavy maro,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nihamaro ny olona tetỳ ambonin’ny tany ka niteraka zazavavy maro izy ireo
malagasy
[Noa sy ny Safo-drano] Ary raha vao nihamaro ny olona tambonin'ny tany ka teraka zazavavy maro,