Genesis 6:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary feno fahalovana sy herisetra teo anatrehan’Andriamanitra ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’izay, nihasimba teo anatrehan’Andriamanitra ny tany, sy nihafeno faharatsiana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo anatrehan’Andriamanitra dia efa nihalò ny mponin’ny tany sady feno herisetra.
Malagasy Bible 1865
Ary simba ny tany teo anatrehan'Andriamanitra sady heni-doza;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary feno fahalovana sy herisetra teo anatrehan’Andriamanitra ny tany.
malagasy
Ary simba ny tany teo anatrehan'Andriamanitra sady heni-doza;