Genesis 6:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitan’Andriamanitra fa indro, feno fahalovana ny tany; ny nofo rehetra dia samy niaina tamin’ny fahalovana tetỳ ambonin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nijery ny tany Andriamanitra ka indro efa simba izy, fa samy efa nanimba ny lalany tambonin’ny tany avokoa ny nofo rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nijery Izy ka indro feno fahalovana ny tany, satria ny olombelona rehetra tambonin’ny tany no efa nanimba ny fitondrantenany avy.
Malagasy Bible 1865
dia hitan'Andriamanitra ny tany, ka, indro, efa simba izy; fa ny nofo rehetra samy efa nanimba ny lalany avy tambonin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitan’Andriamanitra fa indro, feno fahalovana ny tany; ny nofo rehetra dia samy niaina tamin’ny fahalovana tetỳ ambonin’ny tany.
malagasy
dia hitan'Andriamanitra ny tany, ka, indro, efa simba izy; fa ny nofo rehetra samy efa nanimba ny lalany avy tambonin'ny tany.