Genesis 6:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Andriamanitra tamin’i Noa: Tonga ny faran’ny nofo rehetra satria feno herisetra ny tany noho ny amin’ny olona ka indro, handringana azy mbamin’ny tany Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy Andriamanitra tamin’i Nôe: «Efa mby eto anatrehako ny fara fiafaran’ny nofo rehetra, fa feno haratsiana ny tany noho izy ireo, ka haringako izy mbamin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy Andriamanitra tamin’i Noà: «Tapa-kevitra aho handringana ny olombelona. Fa noho ny aminy dia feno herisetra ny tany, koa hofongorako eto an-tany izy.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Andriamanitra tamin'i Noa: Ny faran'ny nofo rehetra efa mby eto anatrehako, satria efa heni-doza ny tany noho ny amin'olona, ka, indro, efa handringana azy mbamin'ny tany Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Andriamanitra tamin’i Noa: Tonga ny faran’ny nofo rehetra satria feno herisetra ny tany noho ny amin’ny olona ka indro, handringana azy mbamin’ny tany Aho.
malagasy
Dia hoy Andriamanitra tamin'i Noa: Ny faran'ny nofo rehetra efa mby eto anatrehako, satria efa heni-doza ny tany noho ny amin'olona, ka, indro, efa handringana azy mbamin'ny tany Aho.