Genesis 6:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa manamboara sambofiara amin’ny hazomenaka; hasianao efitrefitra ny sambofiara ka hopetahanao dity ao anatiny sy eo ivelany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianao, manaova sambo fiara amin’ny hazo misy dity; asio efitrefitra izy, ary hosory ditin-tany ny atiny sy ivelany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, manaova fiara ho anao, mitovy amin’ny sambo lehibe vita amin’ny hazo kipreso, dia asio efitrefitra ka hosory dity ao anatiny sy eo ivelany.
Malagasy Bible 1865
Koa manaova sambo-fiara ho anao amin'ny hazo gofera; ary hasianao efitrefitra ny sambo-fiara, ka hopetahanao dity ao anatiny sy eo ivelany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa manamboara sambofiara amin’ny hazomenaka; hasianao efitrefitra ny sambofiara ka hopetahanao dity ao anatiny sy eo ivelany.
malagasy
Koa manaova sambo-fiara ho anao amin'ny hazo gofera; ary hasianao efitrefitra ny sambo-fiara, ka hopetahanao dity ao anatiny sy eo ivelany izy.